|
|
|
|

Teny iditra1  tsy ampy ra
Singan-teny  2  tsy, ampy, ra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1]
Tovy hevitra  5  kely ra, lany ra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19